kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

vhf – miantso anao كلمات اغاني

Loading...

e miantso anao izaho ray ô

mbola betsaka ny ota izay vita

mbola betsaka tsy azo odiana tsy hita

fa ianao e no tompon’ny hery

fa ianao e mitaona iry very

nampijaly e ireo izay mijaly e

hatramin’ny omaly e (2)

‘zay manao ny marina dia tsy maintsy ho tafarina

‘zay manao hadalana kilalaon’i satana

– ka mahaiza mijery izay tena izy

fa sao dia solafaka amin’ny lalana tsy izy- (2)

e miantso anao izahay ray o

mba omeo anay izay hanina sahaza

f’efa ela izahay no sakafo diso vava

koa miangavy e sy mitalaho aminao

mba fahano e ireto ondry kelinao

fa mosary sy mijaly ka sao dia marary (2)

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...