tselatra – tsy rariny كلمات اغاني
tsy mba rariny kosa re!
raha zavatra tsy natao no hitondrana ny mangidy
o!mijaly tsy manan-tsafidy
aiza re ny mazava ety?
no fijerin’olombelona kely fitia
no manjaka hatrany hatrany
raha maro ny ontsa sy tomany
mba rahoviana
no hanjaka ny marina
ka tsy hisy intsony ny hosolafaka
mba rahoviana no hanjaka ny tena fitia
ka tsy hisy intsony ny mpihatsaravelatsihy
mahonena tokoa indrisy
fa misy sahy manitsinitsy
manendrikendrika tsotra izao
ny zavatra tsy vita tsy natao
maro isika mpivahiny
voafingana nianjera ka marary
diso anjara dia mitantara
very ny hoavin’ny dimby sy fara
tsy mba rariny kosa re!
raha izy foana no atao hijaly é!
hitondra ny zioga mandrakizay
fa tsy mba hanana ny tena rahalahy
aiza re ny marina ety
no fitsaran’ny nofo kely fitia
no manjaka hatrany hatrany
ka maro no ontsa
lavo nandao ny tany
mba rahoviana no hifarana ny endrikendrika
ka tsy hisy intsony, ny higadragadra foana
mba rahoviana no hanjaka ny tena fitia
ka ho foana daholo ny mpihatsaravelatsihy?
كلمات أغنية عشوائية
- roger whittaker › roger whittaker – try to remember كلمات اغاني
- ron kenoly › ron kenoly – praise the lord all nations كلمات اغاني
- ronettes › ronettes – i wonder كلمات اغاني
- roger whittaker › roger whittaker – true love كلمات اغاني
- rome › rome – reversion كلمات اغاني
- ron wood › ron wood – act together كلمات اغاني
- ron kenoly › ron kenoly – praise from every nation كلمات اغاني
- ronettes › ronettes – woman in love (with you) كلمات اغاني
- rock sugar › rock sugar – prayin’ for a sweet weekend كلمات اغاني
- rockfour › rockfour – supermarket كلمات اغاني