kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

tselatra – may كلمات اغاني

Loading...

misentosento irery an-trano aho

mandefa hirahira fitia ho anao

ny vetsom-po hiampita any ho any

dia lasa manina aho izany

mandrovi-tsihy ny fitiavako anao

miredareda ao anatiko ao

f’ianao nefa toa alavitra any

manembona aho, manembona anao izany

oh , may aho

tia anao aho

mangatsiaka aho

raha tsy eo akaikinao

may e

may ny fitiavanao aho

mandoro lamba ny foko tia anao

mano-manontany tena foana

rahoviana indray no afaka hihaona

fa sasa-miandry aho ny sisan’ny fotoana

zay jerena dia naha-babangoana

may aho raha hilaozanao

mandorodonro lamba ny fitiavanao

may e

mila anao aho

aza avelanao aho fa tara aminao

may aho

tia anao aho

mangatsiaka aho raha tsy eo akaikinao aho

may e

tia ano hiredareda anatiko ao

may e

mila anao

mila hafanana

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...