kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

tovo j’hay – vanona كلمات اغاني

Loading...

tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an_tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy

tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an_tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy

firy moa no te_handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa

miorina sy tsara fototra
amintsika ny ho avy
vanona ka tsy ho tototra
amin’izay mpiaviavy

firy moa no te_handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa

firy moa no te_handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa

miorina sy tsara fototra
amintsika ny ho avy
vanona ka tsy ho tototra
amin’izay mpiaviavy

firy moa no te_handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa

tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an_tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...