kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

tempo gaigy – mila anao foana كلمات اغاني

Loading...

mila anao anie aho, mila anao foana aho
te ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako aho

ref : mila anao anie aho (mila anao anie aho)
mila anao anie aho (mila anao anie aho)
te ho sambatra aho (te ho sambatra aho)
f’ianao irery anie

pont : izaho manina anao maina anao ih ! ô ô
hitomany irery anie aho
hitomany aho, mitomany anao oh ! ô ô
toa am-polo foana ianao
malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô irery anie aho

hiazakazaka ny fidoboky ny foko ?
na iray minitra monja aza ianao tsy tsy foiko
ianao no paradisako, fitia tsy voatanisam-po
tontolon’ny androm-piainako
nivadiabadika teo ny oram-piainana
f’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
dia niova koa ny taona, ny fitiavako teo foana
ilay fitiavana teo foana

réf : mila anao anié aho…

pont : izaho manina anao…..

réf : mila anao anie aho…

fa ianao, dia ianao, ianao no fitia oh ! ô ô ô
f’ianao indrindra anie no nampianatra ahy hitia
izay tianao no hatao, hihira foana ho anao
ka raiso ny hira izay tsara indrindrako

dia nifandimby indray ny volana sy andro
f’izaho mila anao foana isan’andro isan’andro
dia nivadika ny taona, ny fitiavako teo foana
ilay fitiavako teo foana
dia niodina idnray ny oram-piainana
f’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
dia niodina ny tany, ny fitiavako teo ihany
ilay fitiavako teo ihany

mila anao anie aho, mila anao foana aho
te ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako

réf : mila anao anie aho …

hitomany aho, hitomany anao aho ! ô ô ô
tao am-poko foana ianao
malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô
irery ianao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...