kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

spvce chen – spleen كلمات اغاني

Loading...

[instrumental]

i’m burning out this song
ho alaiko ny bicth, ho alaiko ny maille

[spvce chen]
yeah
rolling a one
izaho sy ianao sé_po
ato anaty vaisseau
manisa pes’, tsy mi_cala no one
no cap
dia ny prod efa mi_[?]
izaho koa tsy boto, tsy mi grr_paw
fa ny foko no atolotro azy
tairo asory izay soloko any
shawty tsisy asoloko azy
yeah yeah

dia alaivo ny anarako
alaivo koa ny hoodie
babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran’ny oe azon’ody

yeah yeah

dia alaivo ny anarako
alaivo koa ny hoodie
babymama, izay misy anao misy anah manaraka anao ohatran’ny oe azon’ody

[kresnik]
moonlight tsika anizid
you take control of my soul
reveko ianao rehefa hottie
ohatran’ny sun tsisy mahasolo
kiss_nao maha high anah
tsy mi_shh, tsy mi_hmmm
izaho tsy hiteny an’iza n’iza
f’ianao irery no mahay anazy

i’m burning out this song
ho alaiko ny b_tch ho alaiko ny mic
i’m burning out this song
ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille
i’m burning out this song
ho alaiko ny b_tch, ho alaiko ny maille
yeah
[spvce chen]
omaly izaho nanatena anao
androany izaho toa navelanao
nanantena anazy, hiverina
nefa izy efa any an_kafa
nanantena anao
omaly izaho nanatena anao
nanantena anao
yeah yeah yeah

[kira]
navelanao irery aho
ka lasa nameno ny te_boî
nigoka tavoahangy_na vodka
nandalo ianao ohatran’ny pitik’afo
nahavita nandrеhatra ny any anatiko any
tsy nasinao sira ilay fo nitempo
fa nataonao ohatran’ny pokaty
nodakadakanao dia lasa nipitika any
tsisy olona nitaty fa potika aho
ekeko oe misy ny fahadisoako
nisy nanadala aho ka nitodika
fotsy ny masoko
ohatran’ny rеhefa mandray kush
mihezaka ihany aho fa nisy ni_push
k’aleoko mi_couche
yeah yeah
aleoko mi_couche
[kresnik]
moonlight tsika anizid
you take control of my soul
reveko ianao rehefa hottie
ohatran’ny sun tsisy mahasolo
kiss_nao maha high anah
tsy mi_shh, tsy mi_hmmm
izaho tsy hiteny an’iza n’iza
f’ianao irery no mahay anazy

i’m burning out this song
ho alaiko ny b_tch ho alaiko ny mic
i’m burning out this song
ho alaiko ny kich, ho alaiko ny maille
i’m burning out this song
ho alaiko ny b_tch, ho alaiko ny maille
yeah

[spvce chen]
omaly izaho nanatena anao
androany izaho toa navelanao
nanantena anazy, hiverina
nefa izy efa any an_kafa
nanantena anao
omaly izaho nanatena anao
nanantena anao
yeah yeah yeah

[kresnik]
moonlight tsika anizid
you take control of my soul
reveko ianao rehefa hottie
ohatran’ny sun tsisy mahasolo
kiss_nao maha high anah
tsy mi_shh, tsy mi_hmmm
izaho tsy hiteny an’iza n’iza
f’ianao irery no mahay anazy

[spvce chen]
omaly izaho nanatena anao
androany izaho toa navelanao
nanantena anazy, hiverina
nefa izy efa any an_kafa
nanantena anao
omaly izaho nanatena anao
nanantena anao
yeah yeah yeah

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...