spvce chen – r9 كلمات اغاني
[verse]
yeah
vao mandray baolina, “joga bonito” ozizy ny kil
isaky ny 16 izahay toa mi_découpe
izy hono nitondra, izahay mahafehy drill
fa ohatran’ny b_tch io ataonay mandoalika
ataonay misosa io rehefa ambony parquet
any ambadika, concu mangarika
efa ainao fa lasan’ny fuego ny market
brésil, numéro 9
androany aho ataovy oe “el fenomeno”
ataonay mitsoraka io, feinte de peuf
izaho maka ny toeran’ny numero uno
miandry oe ho resy aho fa toa mbola tsisy foana
toa tsy makaiza na firy taona
isaky ny miditra triplet
balle de match oentinay mody foana
[chorus]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy ny gang
r9 mipetraka tsara
eo amin’ny lamosina ho itany fake
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy ny gang
r9 mipetraka tsara
eo amin’ny lamosina ho itany fake
[verse]
maillot floqué nazario
vazonay gasy fa ambiance rio
kobonay io fa tia
en deux deux vazoko ataonio bio
vazonao éclaté fa pio any
mlay io hono fa tairo ampio any
en face ireo manaratsy
fa stream anay io nefa ampiny iany
vao mivoaka izahay dia feno ny tanana, tamin’izany nefa niady rery tsisy ni_cala
anaty jeu tsy maintsy misy ny sanana, fa raha feat. kobonao fa misimisy ny karama
vao mi_dribble aho tsy vitsy ny c_n_l, r9 anaty jeu antsoy oe king_ny shaman
ty ilay perfo tsy zakan’ny andaniny, dia hanjavona aho, veloma ianao omeko ny salam
[chorus]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy oa io gang io
hafa mintsy nenay vo mipetraka
tode mandona be ohatran’ny[?]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy oa io gang io
hafa mintsy nenay vo mipetraka
tode mandona be ohatran’ny[?]
gang
كلمات أغنية عشوائية
- cowboyy › cowboyy – plastic كلمات اغاني
- zedned › zedned – kms كلمات اغاني
- dead on a sunday › dead on a sunday – hollywood كلمات اغاني
- amok death › amok death – arte macabra كلمات اغاني
- punishment of luxury › punishment of luxury – secrets كلمات اغاني
- dprince smd › d’prince (smd) – shower كلمات اغاني
- ismail izzani › ismail izzani – 1000 كلمات اغاني
- trezy gett bizzy › trezy gett bizzy – mature كلمات اغاني
- shyno › shyno – gang shit كلمات اغاني
- the dudes usa › the dudes usa – my dream is كلمات اغاني