kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

spvce chen – city كلمات اغاني

Loading...

[chorus _ spvce chen & kresnik]

manana io
tairo mba midira, b_tch
dans la city izahay mandeha mi_rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b_tch
dans la city izahay mandeha mi_rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi_roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b_tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way
[verse 1 _ spvce chen]

za mi_ride any amin’ny sisin_tany
b_tch mi_insiste
gang_nay tsy rototra amin’i sist’
feno anay ny piste
une fois mi_pop, dia ny équipe anay no pisté_ny
fa ny gang mila kichta
tsy ni_cala anah ny gonz tamin’izaho mbola tsy artiste
izao zah mbola tsy artiste
mahagaga fa ny apis_ny ary tonga aty misisika
f_ck ny pyramide sy izay eny an_tapony
fa izay eny ambany mbola manisa moula
fa milalao vola mba ahazoana fafiny
f_ck ny ekipany f’izay tsy hifangaro aminy
miseo ho tafita nefa eo tsisy haka anazy
reo sy ny ekipany, tonga de akarapoko

[verse 2 _ kresnik]

anaty rap tsy afaka anaovana versus
deux minutes sept izao ny versеt
mijery dia mba manara ny cursus
fa zah mi_rap mintsy sao dia very ise
b_tchеs manaraka ho azy
kiffeny elah rehefa be sauce
izay no mahatonga anah tsy mba lavo
sady mi_fufu nefa mitady ny pesos
chromatique na dia flou
lsd mibahana ato an_doha
feno foana ny ato anaty bagage
zay ny nofinofinay eto aloha
smokey ny anah mila miova
somary leo be an’ilay news
kichta iany ny ahy dia vody
satria h_rny de mila nudes
[chorus]

manana io
tairo mba midira, b_tch
dans la city izahay mandeha mi_rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b_tch
dans la city izahay mandeha mi_rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi_roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b_tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...