kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rija rasolondraibe – mahery كلمات اغاني

Loading...

ela nifampitady, kivikivy, vaky loha
ela nandalo ady, ketraka mavesatra ny fo
n0batainao nefa tsy nahalala akory
resy nefa nataonao atsangory
tsy nety nino hay jesosy ianao tsy manadino

mahery mahery aho mahery aho fa an_tananao
mahery mahery aho mahery aho f’efa eo ianao
natsanganao ka tafatsangana indray
mahery lavitra noho ny hatramin’izay
efa resy aho no nisandratanao

na nidoboka aza fo marary tsy tonga lafatra e
na midoroboka aza mibaribary fa mila mandray hafatra e!
nikasika ianao tsy nitabataba e!
feno ny ainao ndray aho vao gaga
nampiakarinao aho dia tafakatra
nentinao niakatra e!

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...