kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rija rasolondraibe – ianao no heriko كلمات اغاني

Loading...

ampelan-tananao manomboka izao

ny eritreritro, fihetsiko sy ireo fomba fanao

aza avelanao ho resy raha toa misesisesy

ireo fankampanahy hamandrika ahy

ref-

ianao no heriko raha mafy ny manjo ahy

fa famelana fahotana ianao, afaka ahiahy

tsy fitsarana, na fangejana fa fo onena

hizara famonjena

raha sendra ka mianjera aho, ka trotraka ny dia

lazao aho fa aminao tsy miova ny fitia

amboary anatiko ao, fitia vaovao

tsy mety ho very, fa mahery

ref-

omeko anao ny fiainako sy izay momba ahy

ny hatanorako ny heriko ny foko sy fanahy

ekeko izao tsy hanompo tompo hafa aho satria

tsy ho voafafa ny rà, ny herin’ny fitia

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...