kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rija rasolondraibe – fiadanam-po كلمات اغاني

Loading...

n ‘ iza n’ iza ambava hoana

mangetaheta fiainana mandrakizay

nahoana no hiandry teren’ny fotoana

vao hifoha hiantsoantso ny ray

fahaizana, harena , diploma

tsy azahoana na tombon’andro iray

nahoana no hiandry fasana manoloana

vao hieritreritra mandrakizay

fiadanam po, fantatro fa voavonjy ianao

raha misy ho lasa izao dia izao

mbola hihaona izao sy ianao

ho hitantsika, toy ny masoandro mibaliaka

ireo marina nanaiky hohamarinina

mahery fo, izany no tiako handraisany ahy

niara niady tsara, nanamarika tantaka

aza manahy , zanaky ny ray aho

fifaliana ny an-danitra ao raha ho avy ianao

tano ny hevitra tompon ny fotoana

misaona amoron’ny mandrakizay

tsy ampoizina satria vaovao ratsy foana

tsy niomana nefa lasa po toy izay

n iza n iza anie ambavahoana

isan’andro ny famonjena omena anao

ala nenina ny ahy na dia lavinao foana

tsy hoe tsy nahalala akory ianao

fiadanam po….

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...