kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rija rasolondraibe – amoron’ny mandrakizay كلمات اغاني

Loading...

n’iza n’iza, ambavahoana

mangetaheta fianana mandrakizay

nahoana no hiandry teren’ny fotoana

vao hifoha, hiantsoantso ny ray

fahaizana, harena, diplôma

tsy ahazahoana na tombon’andro iray

nahoana no hiandry ny fasana manoloana

vao hieritreritra ny mandrakizay

ref : fiadanam-po, fantatro fa voavonjy ianao

raha misy lasa izao dia izao, mbola ihaona izaho sy ianao

ho itantsika toy ny masoandro mibaliaka

ireo marina nanaiky ho hamarininao

mahery fo, izany no tiany handraisany ahy

efa niady ny ady tsara nanamarika tantara

aza manahy, zanakin’ny ray aho

fifaliana ny ao an-danitra ao raha ho avy ianao

tanora mihevitra ho tompon’ny fotoana

misôma amoron’ny mandrakizay

tsy ampoizina satria vaova ratsy foana

tsy niomana nefa lasa poa toy izay

n’iza n’iza anie ambavahoana

isan’andro ny famonjena omena anao

ala-nenina ny ahy na dia lavinao foana

tsy hoe tsy nahalala akory ianao

ref : fiadanam-po, fantatro fa voavonjy ianao

raha misy lasa izao dia izao, mbola ihaona izaho sy ianao

ho itantsika toy ny masoandro mibaliaka

ireo marina nanaiky ho hamarininao

mahery fo, izany no tiany handraisany ahy

efa niady ny ady tsara nanamarika tantara

aza manahy, zanakin’ny ray aho

fifaliana ny ao an-danitra ao raha ho avy ianao

(2x)

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...