kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

ricky – iny havako iny كلمات اغاني

Loading...

efa ela loatra ho’aho e

zay nandehananao tany ’zay

tsy nisy fotoana nihaonana aminy e

nihodina any izy nihodina ndraindray

toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa

nanganohano ’zaho niandry anao mba ho hita

tsy nety voafafa ho’aho ireo lasa fahiny

mbola hiraiko na mamirifiry

– isan’andininy :

iny havako iny o! iny

raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily

iny havako iny o! iny

raha sendra mandalo enao miandry fona a!

taiza foana a! taiza enao e!

mangingina tsy misy mpilalao

maloka fona tsy nety nazava e!

ny habakabaka hitambarako aminao

dia nahatsiarotsiaro ’reo sary nandratra

nanganohano zaho niandry anao mba ho hita

tsy nety voafafa ho’aho ireo lasa fahiny

mbola hiraiko na mamirifiry

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...