kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

ravaomaria – tselonina كلمات اغاني

Loading...

horakorak’i rasahona

etsy an-tanin’anan-drano

iny izaho fa maka

maka vinanin-drano

fa lasa nandeha nankaiza anie

i ravaomaria

izy angaha nantsaka rano

ery an-dohasaha ery

ref.1:

lasa aiza i ravaomaria (2)

[indroa:]

lasa nantsaka rano

eny an-dohasaha

misay andro harivariva o!

hampiandrasana an-dralehilahy o o!

lasa nantsaka rano

eny an-dohasaha

misay andro harivariva o!

hampiandrasana an-dralehilahy

2-)

atsipiko eny amoron-drano eny

ho entin’ny onja miakatra

kikiazako eny an-tanety

haveriny hankeny amiko

fa lasa nandeha nankaiza anie

i ravaomaria

izy angaha nantsaka rano

ery an-dohasaha ery

ref.2:

iny eny ingahy ravelomanga (2)

[indroa:]

iny an-kodomirana iny izy

mibaby fehin’hazo maty e!

hioby indray ny aao an-tanana o!

ho donak’afon’ambiaty e e!

iny an-kodomirana iny izy

mibaby fehin’hazo maty e!

hioby indray ny ao an-tanana o!

ho donak’afon’ambiaty e e!

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...