kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rak roots – ilay silako كلمات اغاني

Loading...

fa na mino ianao na tsy mino ianao
dia izao no ataoko anao
mba saika hanazava aho raha mety ianao
ilay fomba filazako hoe tiko ianao
indraindray toa nataonao ho kilalao
kanefa miangavy raha mba azo atao
ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
aminao irery iany

ka mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao

sao dia tara eo za
ka tsy ahazo eo za
dia very e

lazaiko anao mazava
fa efa vita ny safidiko ah
fa ianao no ilaiko
efa novakiko ho anao ilay fo vato
ho anao sombiniaiko
lay mankarary ny aiko
ka tsy amenatra ana ny ilaza
fa tiko e tiko e tiko e
matoa za naka anao
dia efa voafidiko ianao ka
alaiko vady ianao

malala ah ?
oh ry malalako e
ianao raiky fananako e
izaho tsy hiala fa hifikitra e
n’iza n’iza isopatra e
rehefa ianao no anjarako e
tazomiko foana ilay voadiko e

mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za
ka tsy ahazo eo za
dia very e

lazaiko anao mazava
fa efa vita ny safidiko ah
fa ianao no ilaiko
efa novakiko ho anao ilay fo vato
ho anao sombiniaiko
lay mankarary ny aiko
ka tsy amenatra ana ny ilaza
fa tiko e tiko e tiko e
matoa za naka anao
dia efa voafidiko ianao ka
alaiko vady ianao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...