princio – aza kianina كلمات اغاني
ho anareo izay zatra manaratsy vehivavy , tsy mendrika an’zany izy ireny
aza dia mivatravatra aza dia be fiavy , mandiniha aloha izay vao mba miteny
lazainareo fa maditra izy ary tsy manaja tena
ka menatra ny fiaraha monina ê !
alainareo baraka izy mijaly mahonena ; sady kianina , ompaina no ozonina
rehefa tsy zakanareo izy dia aza terena , miala moramora , mahaiza mionona ô!
fa aza izy foana no ho rebirebena sy hanononana izy teny tsy fanonona
ref: o ôôôô! ie ! aza kianina izy oa fa tsy tiana ê!
tsy misy na iray aza minareo no afaka hanome azy tsiny
o ôôôô! ie ! aza ozonina izy oa fa tsy voany
zay mbola tsy nanota taminareo ,no aoka hitorabato azy voalohany !
aza ny vehivavy foana no omenareo tsiny
fa tsy mamely ‘nareo matoa tsy tiany
tsy omenareo azy izay mba zavatra iriany
tsy mahagaga izy raha miaraka amin’ny vahiny
efa sarotra anie ny fiainana ankehitriny
tsy mandeha ho azy toy ny andro fahiny !
ka izay mampiadana azy ihany no fidiany
fa raha bandy tsy alehany ariany
nareo manenjika azy no tavela ato afara
izy enjehina tsy maintsy eo aloha ô!
dia voatery ho ianareo foana no tara ,fa izy foana no maha voa
ilay saina maramara ajanony fa tsy tsara , tsy mba mampivoatra tokoa ô!
ka mba omeo tso-drano izy rehefa tsy anjara ,fa aza ampiasaina mokondoha
rehefa tsy mila anareo izy dia aza terena , miala moramora mahaiza mionona ô!
fa aza izy foana no ho rebirebena sady ho kianina ; hompaina no hozonina
ref:
mahereza ra vehivavy ! aza miraharaha an’zany ! mitsangana ! mandehana !
dia aza tomany !fa reveo ny revinao ! izay tinao ihany atao !
كلمات أغنية عشوائية
- saturncitizen › saturncitizen – tous les matins كلمات اغاني
- mir trillz › mir trillz – pull up & flex كلمات اغاني
- two 9 › two-9 – nick cannon كلمات اغاني
- trevor daniel › trevor daniel – trouble كلمات اغاني
- miki safrata › miki safrata – dance to trap كلمات اغاني
- barry white › barry white – i don’t know where love has gone كلمات اغاني
- snowsesh › snowsesh – исчезаю в толпе كلمات اغاني
- rapha saec › rapha saec – cantar كلمات اغاني
- ze henrique gabriel › zé henrique & gabriel – não me dou por vencido (no me doy por vencido) [live] كلمات اغاني
- busta rhymes › busta rhymes – outro – the final time the abstract & the dragon speak كلمات اغاني