kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

niu raza – any e كلمات اغاني

Loading...

lasa ianao, lasa aloha loatra
toa tsy mino ireo manodidina ahy
ny vavako nanjary moana
nofy ratsy izany hoy ny saiko
lasa tsy nanao veloma
noheverinao fa dia mba mety ve izany
ilay vaovao tampoka loatra
ny fotoana angamba no hampangina ahy

nanenina, raha nety natao
handeha tongotra aho raha mety natao
ka mandehana ah
tsara tso_drano
tohizo ny lalanao
fa any indray izao ny ilanao
ka mandehana ah
tsara tso_drano
tohizo ny lalanao
fa any indray izao ny ilanao
any e! ehee! any e! ehee! any e! ehee!
fa any indray izao ny ilanao
any e! ehee! any e! ehee! any e! ehee!
fa any indray izao ny ilanao
ity foko mitoro nanjary tsy tamana
ny alahelom_po tsy haiko fafana
fa na dia maniry mafy aza aho ny ho eo anilanao
f’izay no lalana, ny fiainana
ka mandehana, tsara tso_drano
tohizo ny lalanao
fa any indray izao ny ilanao
ka mandehana eh!
tsara tso_drano
tohizo ny lalanao
fa any indray izao ny ilanao
any e! ehee! any e! ehee! any e! ehee!
fa any indray izao ny ilanao
any e! ehee! any e! ehee! any e! ehee!
fa any indray izao ny ilanao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...