kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nanté98 – unsaved كلمات اغاني

Loading...

big drip big channel
marary fo fa feno tsiky eny amin′ny tarehy
mahatsiaro rery anaty vip, anaty carré
nefa aho full_squad¹
te ho vonona amin’ny zavatra tsy ampoiziko aho
feno manga manga ato anaty paosiko ato
nefa izaho tsy faly izany
mila mihoatra foana satria izay no fahazarana
ilay “tiako ianao” nivadika hoe “ndao hisaraka”
tsy mila love zaho fa mila anaty fahazavana
zaho tsy pirate dia f_ck izay tsy tia ahy
piako izy ohatran′ny lohatenin’ny raki_kirany
ts’tia hijanona eto aho satria eto pire nefa tsy hitako izay aleha
very anatina spirale
tia hiaina 2spi aho fa vao mihetsika dia “tairo mba asio sary lty ral”
reraka aho ndraindray antsoin′ny olona
fa haiko hoe za nisafidy ny hamoaka fati_kira any
mila maty vao m_k!ll
misy làlana tsy vitan′dia tongotra sy kiraro
netsika roa ts’quoi na tsisy fitiavana
izaho koa tsy dia liana moula cash zao no tadiaviko
anatin′ny alahelo na fifaliana tsy manjavona
mila fetsy zaho mitady an’izay mety amiko
ny hafa mbola variana amin′ny endrika sy hamanjana
ny ahy mety foana izay omen’i tompo ho anjarako
yeah
tia ho faly amin′izay omena ahy na kely
tsy mitaraina miaina na dia reraka ary
misy very akama
misy anarana maro anaty faire_part
misy nilaozan’ny reny niteraka azy
yeah
rehefa sambatra aho mahatsiaro diso
satria haiko hoe bobaka no tsia eny amin’ny toeran_kafa
nefa aho
tsy afaka hampifaly anay mianakavy
tsy izaho rery no diso fa zaho rery no nifona
satria zaho tsy te ho f_ckboy yeah
ranomaso raraka amin′ny tarehiny
tsy nitady marina aho na nitady famelana
maromaro zahay no niavaka amin′ny carrière’ny
zaho tsy miova na flop na carré
na mi_battre aho na hita anaty carrera
indraindray fotsiny aho mitsiky anaty caméra
ankoatr′izay anaty masque n’tarehako
indraindray mila miova aho
variana loatra aho miady amin′ny ora
nefa tsy hatory aho raha tsy vitako ny miala amin’izay olana sy orana
rehefa faly ialahy mialà na afeno
anaty gang sh_t zahay mila mahafehy azy
raha tsy god tsisy hanasitrana ny fery

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...