mirado – eto aho كلمات اغاني
matoa tsy mahaloa-peo aho
mitazona mafy ny tananao
dia mangovitra toy izao
matoa ny manganohano no hanambarako
ny ato am-poko, tena resy aho
matoa nataoko izao
matoa manao ny tsy fanao aho
efa hita tsy mety, voatery
fa tiako loatra ianao
eto aho, tsy havelako eto ianao
raha tsy efa mandoro ny fonao
‘lay afo tsy zaka anatiko ao oh
eto aho, miboredika toy ny adaladala
tsy haiko fahezina, na afenina
fa tiako loatra ianao
tia aho, tsy misy hoe nahoana fa dia izay
lazaiko fa tiako, eny tena tiako
lazaiko indray anao
tia aho; sanatria ny hananihany anao
raha tsy maintsy ho “eny”
izao anio izao
dia ho iray ihany izaho anio izao
eto aho, tsy havelako eto ianao
raha tsy efa ao anatinao
‘lay afo tsy zaka anatiko ao, oh
eto aho miboredika toy ny adaladala
tsy haiko fehezina na afenina
fa tiako loatra ianao
lazao ahy
tsy maintsy ho ahy eh
ianao
كلمات أغنية عشوائية
- kid codeine jordvn › kid codeine (jordvn) – mysfit كلمات اغاني
- trading twilight › trading twilight – the party song كلمات اغاني
- roshay › roshay – truth hurts كلمات اغاني
- lily sullyoon › lily & sullyoon – 너를 만난 순간 (the moment) كلمات اغاني
- 11nts › 11nts كلمات اغاني
- fiesta › fiesta – cuba libre كلمات اغاني
- francis karel › francis karel – i’d love to كلمات اغاني
- eli usa › eli. (usa) – i miss us كلمات اغاني
- 4you01 › 4you01 – небо и земля (heaven and earth) كلمات اغاني
- hrlum › hrlum – innerg كلمات اغاني