kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

mamy robinson – soraty any كلمات اغاني

Loading...

tompo ianao efa nanaiky hisolo ny heloko
soraty any ! soraty any ! soraty any !
tsy nanafenako ny ratra sy ny feriko !
soraty any ! soraty any ! soraty any !

ianao no nankinako ny enta-mavesatro
soraty any ! soraty any ! soraty any !
ianao ry tompo no ampinga sady heriko
soraty any ! soraty any ! soraty any !

soraty any ! soaraty any !
soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
soraty any ! soaraty any !
soraty ho isan’ny mponina an-danitra any

soaraty amin’ilay rà izay nalatsakao
soraty ao amin’ny bokin’ny fiainana
soraty any ! soraty any ! soraty any ! soraty any !
soraty any ny anarako !

ianao lay eo an-kavanan’andriamanitra
soraty any ! soraty any ! soraty any !
ianao ilay afaka mandidy sy manapaka
soraty any ! soraty any ! soraty any !

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...