kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

mage 4 – fo vaovao كلمات اغاني

Loading...

tsy mety mionona intsony ’lay fitia

tsy mety fa mitroatra

tsy mety mitony f’efa babonao

’zay rehetra atao tsy very dia aho

f’ianao tiako loatra

ny eritreritro rehetra manaraka anao

’reo teny mafy fanaoko toa nandratra

nihafinao hatrizay

ny fihetsiko toa tsy nitory fitia

bedibedy koa haiko fa tsy zaka

dia raozy ankiray

noheveriko fa ampy hampionona an-dry

sokafy ny fonao mba hidirako

f’ianao irery ihany no afaka halala

marary anatiko ao ka mila tsy tantiko

fantatrao ihany izay tia adala

tia ka mahafoy anao aho

’zay rehetra nankarary anao

nefa niniako foana mbola natao

hadinoy fa ny foko dia hiova vaovao

ato anatiko mahamay tsy tanty

’lay fitia ho anao

tsy hay tohaina, tsy hay atao

fa ny fo babo loatra tsy mahatanty

tsy mahay hatrizao

atao ahoana no tianao hitiavako anao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...