kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lalatiana – ianao namako كلمات اغاني

Loading...

tiako raha ianao,satriko ho toa anao
ny namako rehetra
tsotra sady tsara fo sy fanahy
toetran’olona maro, no tiako ho toy ny anao
mahay mifalifaly
ahay mandefitra koa…

sainga indrisy,sarotra izany
fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
soa fa nisy,namako iray
tokana ianao,tokana ianao

ny ahy ny tena tiako, mbola ho faniriako
ny hitiavana ahy
na ory na faly ny fiainako
haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
ory raha tomany aho…
tena ilay ataonao…

sainga indrisy,sarotra izany
fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
soa fa nisy,namako iray
tokana ianao, tokana ianao…

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...