kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lalatiana – avelao كلمات اغاني

Loading...

aza lany andro miteny ahy
izaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
tsy anio ihany fa ho doria
hoy ianao :” izy anie maditra
toa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa dia milalao fitia”

avelao aho sy ny fitiavako hiara ho faty
fa na marina aza izay lazainao
tsy maninona f’aleoko ihany miaritra
anaty fitiavana lalina ka avelao

aza tantarainao ny adalany
ny toetrany tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy ampy izay

avelao aho sy ny fitiavako hiara ho faty
fa na marina aza izay lazainao
tsy maninona f’aleoko ihany miaritra
anaty fitiavana lalina ka avelao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...