kresnik – breath كلمات اغاني
[verse 1 _ kresnik & jey br]
kresnik:
vera fahatelo ny masoko efa red
angamba efa_bolana tsy nivoaka ny bled
leo leo mi_dépr, leo ana ny mic
satria sh_t foana izay tantaraiko
jey br:
andao lesy hivoaka efa_bolana ela zay no n’hiberne
mila mandao ny akama ve? raha te i perce ?
kresnik:
aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné
jey br:
andao fa miandry anla ny kofa rehetra
kishta feno lanintsika ny bex
raha tsisy anla tsy misy ny revy
kresnik:
tairo ary za mba haka doudoune (speed ela speed ela)
mba hanao mafana
za tsy te hanenina, fa mila akama
de tairo averina ny revy nahatamana
efa ela no tsy koboko ny teto an_tanana
[bridge]
[verse 2 _ nanté98 & spvce chen, kresnik & jey br]
nanté98:
ela be ry tab_ry
efa ela no niandrasan_tsika anazy
zay indray za vao ahita an’i (…)
lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza
spvce chen:
marary fo fa tsy ni_pop tazy
nisotro lasa ni_dope tazy
aza mijery any sao dia kopy tazy
jey br:
dia ahoana ry (…) (nanté98: aiza?)
voasintona tao ihany tab_ry
kresnik:
androany indray za vao hiary tory
azafady koa fa be be natao za teo
nanté98:
kozy ? be be natao ialahy teo
sa varina niketrika zavatra tsisy kory
jey br:
aza atao an’izany izy f’izy (…) efa miezaka
spvce chen:
tsisy an’izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi_dépr
nanté98:
io asakasak’ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr
kresnik:
zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f’aleo za iala
[bridge]
[verse 3 _ nanté98, jey br, kresnik]
nanté98:
alefao ny télé…
io ve tsy (…) toa mi perce be fa mandeha télé
efa malazalaza manan_talenta
takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra
jey br:
izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
lisany mbola tsy tafa anaty bossy
zao jereo lery lasa boss
(ring… nanté ah! phone!)
kresnik:
andao mba ndao mba hiaraka i_ride
andao mba hiara hivoaka alina
eny amin’ny city na any amin’ny raid
any amin’ny restau “c’est moi qui régale”
za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara_dalana hifanao veloma
كلمات أغنية عشوائية
- jamiroquai › jamiroquai – 2001 كلمات اغاني
- 3 doors down › 3 doors down – this time كلمات اغاني
- david bowie › david bowie – ashes to ashes كلمات اغاني
- bob dylan › bob dylan – it’s alright, ma (i’m only bleeding) كلمات اغاني
- bob dylan › bob dylan – to ramona كلمات اغاني
- bob dylan › bob dylan – hurricane كلمات اغاني
- david bowie › david bowie – starman كلمات اغاني
- david bowie › david bowie – life on mars? كلمات اغاني
- david bowie › david bowie – andy warhol كلمات اغاني
- david bowie › david bowie – afraid كلمات اغاني