kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

johary – aloka كلمات اغاني

Loading...

ianao taloha, nanintona ahy

nahasarika ahy

ianao taloha lay nantenaiko

no lalaiko

satriko moa, ho isika roa

nefa nangaina

heri-po verimaina

efa fantatrao, efa vitanao

n-n-lavitra ahy

nefa ny alokao toa

eo anilako eo

izaho moa niantso anao

nitady anao

ianao koa ilay nandà

tsy nandray ahy

niova ny fo, niova tokoa

nanary dia

nanavao ilay fitia

efa lasa any aho, f’efa vizana

tsy mahandry anao

nefa ny aloka toa

mbola ao (x3)

naontsa ahy, ny sentosentonao

ianao nandao, nanintsan’ahy…

n-n-lavitra ahy

nefa ny alokao toa

eo anilako eo

efa lasa any aho, f’efa vizana

tsy mahandry anao

nefa ny aloka toa

mbola ao

efa fantatrao, efa vitanao

n-n-lavitra ahy

nefa ny alokao

eo anilako eo

mbola ao (x2)

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...