kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

jalvic meyo – tsy te ho ngoma كلمات اغاني

Loading...

official tsy te ho ngoma” (lyrics)

ny mombanao tsy afaka ato andoha
tsy haiko fa efa lasanao ny amiko
mampivika tsy mba haiko hadinoina
tsy afoiko na hoe 1minitra ka hisarahana aminao
ka aza maika mialoha lalana ianao ra handeha
fa mian’drasa ho tantanana ah!
izay tsampanao nge tiako ho hita sy ho re!
ny hazavanao no hafanana ho ahy
zaho tsy ahavita hanadino na hoe 1minitra monja
ra aminao zaho tsy ho voa sakana tsy quois na hiafara fonja
tsy kely fa lehibe ny fitiavako an_dry anie mafonja
ny ho avy tsika iaraha_mibanjina ny tanjona tsy maintsy hoe tonga a!
hummm eeeeh
tsy te ho ngoma zaho ka aleo mba ho eo anilanao foana (anilanao foana)
tsy tiako hoe hiova anie ilay fitiavana fa satriko ra mba hoe eo foana (eo foana eo foana)
tsy hoe fahazarana ilay miaina an’ilanao
fa efa ny manjanaka ny saina ny hoe hamihina anao
tsy mety fa efa any aminao no iantefain’ny foko;

tsy mety fa efa any aminao no iantefain’ny foko
na maro mpankahala, ianao tsy ho afaka ato am_poko
oh oh oh oh

lehibe am_po tsy hay vonoina ilay afom_pitia
ny zanako tiako raha mba hoe hitondra ny anarandry
izay ataoko rehetra tiako raha mba hoe mahafaly an_dry
ka andao hifaliana izay iainana fa izaho efa anjarandry
anilanao no mahafaly ahy tsy handalo fa ho andrakizay

ny handao anao tsy ho aiko! fa efa ianao
no masaka ato an_tsaiko o! izaho sy ianao
no hiaraka hibanjina izay rehetra mbola ho avy
ianao efa anjarako tsy ho sipa fa ho vady
andefimandry ianao efa ho mandrakizay e!
ôh ôh ôh ôh
tsy te ho ngoma zaho ka aleo mba ho eo anilanao foana (anilanao foana)
tsy tiako hoe hiova anie ilay fitiavana fa satriko ra mba hoe eo foana (eo foana eo foana)
tsy hoe fahazarana ilay miaina an’ilanao
fa efa ny manjanaka ny saina ny hoe hamihina anao
tsy mety fa efa any aminao no iantefain’ny foko;
tsy te ho ngoma zaho ka aleo mba ho eo anilanao foana (anilanao foana)
tsy tiako hoe hiova anie ilay fitiavana fa satriko ra mba hoe eo foana (eo foana eo foana)
tsy hoe fahazarana ilay miaina an’ilanao
fa efa ny manjanaka ny saina ny hoe hamihina anao
tsy mety fa efa any aminao no iantefain’ny foko
na maro mpankahala, ianao tsy ho afaka ato am_poko
ôh ôh ôh ôh

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...