hantatiana – ratra anaty كلمات اغاني
olona hafa noho ny rehetra va ianao
satria sady vato nasondrotry ny tany
no trafo izay nasondrotry ny nofo ihany koa
ka mihevi-tena ho tsy manam-paharoa
izay rehetra ataonao toa mety avokoa tokoa
anananao ny harena, ny laza ihany koa
saingy nahoana anefa ianao no maratra anaty
vao voakihana dia ito tsy mahatanty
fiv: fanetren-tena e: io no harena izay miafina
ny fahendrena ao aminy ihany no tarafina
fanetren-tena e: no tian’ny tompo asandratra
na manana ianao na ory ho sambatra
mahatsiaro tena ho ambany foana va ianao
hany ka resy tsy miady amin’izay atao
izay rehetra vitanao anenenana avokoa
ny zava-dratsy no hitanao fa tsy ny soa
izay rehetra ataonao toa maty momoka avokoa
takon’ny olanao ny herin’ilay tsitoha
mandavan-taona ianao dia indro maratra anaty
vao voakihana dia ito tsy mahatanty
كلمات أغنية عشوائية
- chuck berry › chuck berry – you can’t catch me كلمات اغاني
- chuck berry › chuck berry – you never can tell كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – ah-men كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – always tell the voter what the voter wants to hear كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – amnesia كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – bad dog كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – british colonialism and the bbc كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – coca-colanisation كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – come on baby كلمات اغاني
- chumbawamba › chumbawamba – commercial break كلمات اغاني