kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

hantatiana – omeo ankohonana كلمات اغاني

Loading...

inona re no azonao atao

ankizy maro no injao mitalaho

zaza tsy ampy taona akory

ampiasaina mafy ery

asa ratsy maro no ataony

ampijaliana amin’izay tsy rariny

ny tsara tsy omeny hofantariny

eny amoron’arabe

no hany fonenany

izay rainy tsy mbola hitany

omeo ankohonan’izy hotiaviny

zay teny mamy no mba tadiaviny

ambarao fitiavanao

omeo tambitamby koa

ahalalany ny fiadanam-po

zaro amin’izay lalany alehany

ny ho aviny no aoka hatrehany

ahita fahalalana arak’izay tratrany

hovoaro amin’ny aretin’izy

tsaroany ireo kapoka nohon’ny ditrany

dada sy neny no niara-niteny

satria zanaka tiana dia tsy maintsy faizina

nefa raha mifona raisina

omeo ankohonan’izy hotiaviny

zay teny mamy no mba tadiaviny

ambarao fitiavanao

omeo tambitamby koa

ahalalany ny fiadanam-po

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...