kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

hantatiana – namana كلمات اغاني

Loading...

namako ianao fa tsy mba namanamana

tiako ianao satria tena namana

niara-nianatra isika hatramin’izay

tsy nifandao na dia tafasaraka indray

voazaran’ny toeram-pianarana samihafa isika

nanahy aho f’ho foana ny fiarahantsiaka

kanjo vao maika nihalalim-paka indray

sambatra aho mana-namana

refrain:

namana hanariana raha toa aho ka sendra lavo

maniry hatrany ny hisondrotako avo

vonon-kanitsy raha toa aho ka sendra hadisoana e

manampy ahy hanam-pinoana

niampy hatrany ny fiarahantsika

isan’andro hatramin’ny andro alahady

nifamotoana,hiaraka handeha

hiaraka hidera ilay andriamanitra avo

tany isika niara-nahita indray

ilay tena namana haharitra mandrakizay

sady nanolotra ny ainy hamonjy ny tiany

ny hiadanantsika hatrany no faniriany

maniry ny hamonjy satria manam-pitiavana

marina anefa ka tsy afaka ny hanery

te ho sakaizan’ireo narian’ny havana

ka mahatsiaro ho irery

refrain: namana….

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...