kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

fanja andriamanantena – taratasy كلمات اغاني

Loading...

taratasy ho anao, isaky ny iray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon_tiako feno ditra
dia tsy misy h@izao

refrain:
hanoratra ho anao
isaky ny iray minitra
miandry valiny aminao
fa ny maso foana no mipitra

mbola hanoratra ho anao, na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza avelako hitriatra
ka ny rà miboika avy ao
no solon_dranomainty ritra
hanoratako ho ano
isaky ny iray minitra

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...