kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

denise – mitoera كلمات اغاني

Loading...

mitonia fa
alea mba ijanona ny lera
magnataogna marivo izao rahavako oh
mitonia fa
aminay ty ‘tsisy la guerre ah
zaray hi aminah izay marary mba ho tsapako oh

adinoy rotorotonaonao jiaby
atoroko anao paradisa tsisy ady
eto zaho
ampitony anao, manatogna anahy
mitoera antratrako oh
mitoera antratrako oh

amiako anao!
fandriampahalemana jiaby jiaby, am_bonin’ny tany adinoy ny ady
akipio maso fa anao tsy mba hianjera
anao mitoera
anao mitoera

mmh mmh
adinoy agna
regny sentosenao sy tomanny
niany karaha atsika ro faolo anan_tany
avy eo zaho itsabo anao
safosafonao fidinao
tambitamby sy teny maminy, lavitry
adinoy reo asalaoha
indôsiko ho anao
tiako anao rahavakao oh
aza manahy
mitoeraaaaa, antratrako oh
anao

amiako anao!
fandriampahalemana jiaby jiaby, am_bonin’ny tany adinoy ny ady
akipio maso fa anao tsy mba hianjera
anao mitoera
anao mitoera
mmh, mitoeraaaa antratrako oh
anao…

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...