kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

dadah rabel – ranomaso iray كلمات اغاني

Loading...

ranomaso iray

sendra tsy tana

no nanditsoka ahy

nefa tsy ahiko norarana

fa nanivatsiva fo sy fanahy

sendra harivariva mampirongatra tsiahy

nantenaiko hatory

eny , tys hifoha

fa tsy tonga hampahory

ireo akon’ny taloha

fa mbola mahery

tsy laitram-panadinoana

ka mamoha ireo fery

efa dify efa tsy tsaroana

fa ny omaly e

toa mihetraketraka

mampijaly e

tsy mamela hipetraka

ka mahatonga ..

ranomaso iray

toa tsy voafehy

toa tanana efa mahamay

ka mandoro ny tarehy

tys mamela ahy ho sambatra

fa te hitosaka

alahelo mitambatra

no injay indray mirotsaka

fa ny lasa nitondrana

ny mafy sy mangidy

no iverina mazana

mamoha ireo ratra efa nihidy

ka inia-nisomparana izay anjara fifaliana

ka ny hasambarana

nisintaka zary nangina

fa ny omaly

toa mihetraketraka

mampijaly e

tys mamela hipetraka

ka mahatonga …

ranomaso iray !!!

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...