kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

christelle ratri (kristel) – mozika mankafy كلمات اغاني

Loading...

zay ´lay mozika
mozika mankafy

indro aho izaho , ho anao , anilanao
raha tsy eo ianao malahelo aho , very aho
izaho anao , ianao ho ahy tsy misy ny mampanahy
fa fanahy iray , fitiavana iray , tsy mba manahy

zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankafy
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankahery
izay lay mozika , mozika mankafy
izay lay mozika , mozika mankafy
izay ´lay fitia mozika mankafy
omeko an_dry
izay lay mozika , mozika mankafy

indro aho izaho , ho anao , anilanao
raha tsy eo ianao malahelo aho , very aho
mozikako , fiainako aza miala lavitr’ianao
fa raha tsy eo ianao marary aho

zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankahery
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankafy

izay lay mozika , mozika mankafy
izay lay mozika , mozika mankafy (_2)
izay ´lay fitia mozika mankafy
omeko an_dry
izay lay mozika , mozika mankafy
hiainako ety

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...