kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

bessa sy lola – jangobo كلمات اغاني

Loading...

vao misy olona tonga
avy any atsimotsimo andrefana
izy no tamy nitsena
ary niresaka hoe

oh lahy é, avy taiza ianao
belolo ve efa mba hitanao
lahy é, lahy é, tiako anie izy izay
iaho jagobo any aminay

tsy mbola hitako akory
ity belolo lazainao ity
tao miandrivazo aho omaly
tao morondava anikeheo

oh lahy é tena longoko ianao
belolo anie ka tsy lavitra f’ao
lahy e lahy e tiako anie izy izay
iaho jangobo any aminay

vao misy olona hiainga
ho any atsimotsimo andrefana
izy manat-tra foana
sady manafatra hoe

oh lahy é veloma any aminay
raha mandalo any belolo ianao
lahy e lahy e tiako anie izy izay
iaho jagobo any aminay

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...