kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

ambondrona – inty aho كلمات اغاني

Loading...

lasa ny saiko ry … ilay silaky ny aina
atomboko aiza izao fitaizana anao?
ho tantanako ve mba tsy hianjera
sa avela kely mba ahay andeha irery
tena hanao izay heriko aho
hatafita anao
na sedra aza ny ao aoriana
soa lava ahay hamindra
mbola ho be ny ho atrehinao, inty aho

ho aiko anie ny hampita ireny
anatra maro, fahalalàna, fahendrena
toroy aho ry ray mba ho tena … ray aman-dreny

be ireo ratsy fanahy, maro ireo ratsy fo
ataovy ny tsara, manaova ny soa
ilay ray ao ambony ao, raiko sady mbola rainao
izy no fantaro, fa izy no miaro
mbola ho tojo fitiavana
rehefa any aoriana any
raha sendra latsa-tomany
dingana ihany izany
raha mila manontany ianao, inty aho

hanampy izay kely mba aiko
fitiavana ho anao r’ilay silaky ny aiko
toroy aho ry ray mba ho tena … ray aman-dreny

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...