kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

ambondrona – eny sa tsia كلمات اغاني

Loading...

hey, mba andraso kely ange
te hilaza aminao aho hoe:
“maika ve ianao?!”

hey, vetivety fa tsy ela be
ts’izany mantsy fa te handre
lay valiny aho

namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
“aza mananihany ianao” (fa lany fotoana aho)
ka andraso kely hoy aho
fa diso ianao (fa diso ianao)
ka mba valio aho

toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
toa noraisinao, ho hanihany!
nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
ka ataoko sao, mba ho ekenao koa

hey, mba niandry ela aho
niandry ilay valin-teninao ka mba lazao
hey, izaho anie tena tia ka tsotra ihany “eny sa tsia”
no andrasako aminao

namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
“aza mananihany ianao” (fa lany fotoana aho)
ka andraso kely hoy aho
fa diso ianao (fa diso ianao)
ka mba valio aho

toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
toa noraisinao, ho hanihany!
nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
ka ataoko sao, mba ho ekenao koa…

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...