kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

adeline – tsy hamela irery كلمات اغاني

Loading...

nahoana no milofika ianao

tomany sy ontsa lava izao

angamba olon’tiana no nandao

mamirifiry ny ratra anatinao

tsy zaka ny fahorianao

maizina ny manodidina anao

zay jerena toa maneso avokoa

ny tontolo mirodana koa

ref:fantaro fa andriamanitra

dia manana làlana,sy drafitra tsara

nomaniny ho anao

ka na dia mafy aza ny fitrangan’izany

azo antoka ny fitondrany

mitrakà ianao andradrao ny masonao

antsoy jesosy fa hamaly anao

antsoy aho hoy izy amin’ny andro fahoriana

dia hamonjy anao aho hamonjy anao

hatanjao ny sainao dia matokia

ekeo ny fitondran’ny tompo anao

ary ireo fery sy ratram’po

andriamanitra tsy hamela irery anao

ref:fantaro fa andriamanitra

dia manana làlana sy drafitra tsara

nomaniny ho anao.ka na dia mafy aza

ny fitrangan’izany

andriamanitra tsy hamela irery anao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...