kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

adeline – alfa sy omega كلمات اغاني

Loading...

ny fo sy ny fanahy, tena rehetra

tsy misy fetra

n’aiza n’aiza aleha, n’inona atao

foiko ho anao, hiderana anao

tompo ô !

izaho manontolo hanandratra anao

ry avo indrindra ô

iza moa no lehibe mihoatra anao

ry andriamanitry ny andriamanitra

lohalika rehetra handohalika

hilefitra aminao

ny lela rehetra hihetsika

hiaiky fa jeso ianao no tomponay

izao tontolo izao hiara-hiaky fa

anao ny hery

iza moa no lehibe mihoatra anao

fa mahery noho ny mahery ianao

izao rehetra izao samy hanandra-peo

ka hidera

toy ny ran-be ny firaondraonany

mandrakizay ho anao

alfa sy omega

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...