kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

zeon7flex - 7- tutto passa كلمات أغنية

Loading...

(like j, mamely tampoka you know
life tsisy restart you know
ny omaly story, ny rahampitso mistery
tsy ho podium, ny tanjoko : uno)

rehefa mila miova monde aho : “allo diibsologue”
raha resaka tsy ampidi_bola iangavina miresaha aorinan’ny bip sonore
tsy mila biz sy lela
fa rehefa handravaka ny fiainako ianao ka hitondra tsiky dia ‘ndao atao ny sonia
rehefa hampifila ny vintana, aleo ny vera no hampitsiky
rehefa tsisy ny hanampy, na “izaho sy izaho” ary ampy isika
rehefa ataoko amin’ny fo ny ahy dia f_ck ny statistiques
na misy iray mikifa, na mameno stade izy tiako
aty amin’ny farany ambany toa m_n_lavitra ny sommet
aza miseho mahafantatra ahy ra toa hoe namaky sommaire
tsy izaho iny fa somary ampahany fotsiny no naseoko
samy hafa ny za_ako androany sy omaly
taciturne, mc lazy attitude ny vintana alakaosy mirefotra vao tsy miady ny sanjila koa vitsy
og ny squad izay misy eo dia tsisy kozy fa hitambarana sy hifampizarana ankoatran’ny b_tch

amzao mbola tsy niova ny cercle vicieux
mitrosa miasa dia mitrosa mandrapivokan’ny visa
variana amin’ny ness_bi fa tsy hoe mi_ghost ny mess_ndry aho bébé
f’aza maintso ohatran’i bulbizarre
amzao mbola tsy niova ny cеrcle vicieux
mifankatia, mif_n_lika dia miverina, tsisy fiovana
variana amin’ny nеss_bi fa tsy mi_ghost ny mess_ndry ho aho izaho
tiako ianao, iny tsisy fiovana
misaotra mi_kiffa ny délire
am_pitiavana no natao fa tsy nidongy ho medalina
kopy koa hoe tsy izay mangirana dia volamena
raha resaka éch_lle no ataon’ny media ampa_liana
(like j mamely tampoka you know
izay niara_niafy ihany no aleo ifandom_bera
na vitsivitsy ny entourage, tudo bem
tsy ho podium, ny tanjoko : uno, b_tch)

like j, mamely tampoka you know
life tsisy restart you know
ny omaly story, ny rahampitso mistery
tsy ho podium, ny tanjoko : uno
like j, mamely tampoka you know
life tsisy restart you know
ny omaly story, ny rahampitso mistery
tsy ho podium, ny tanjoko : uno

fa maninona, ny maimaimpona tsisy, vola vao fanampiana
ny mpamono anay ary efa voaaro_na fanamiana
yaveh ve mbola mijery ambany sa naninona ?
fa maninona, ny maimaimpona tsisy, vola vao fanampiana
ny mpamono anay ary efa voaaro_na fanamiana
yaveh ve mbola mijery ambany sa naninona ? sa ve efa fananiana ?

manonga level trop trop
ohatran’i tana ny mc feno ny trottoir
raha resaka tsisy biff aho no time, god ohatran’i jota, master ohatran’i yoda
niafy aho taloha fa nikiry, ny badvibe k!lling, lainga raha hiteny hoe chilling no time
i want some feeling, i got some feeling, s/o flex s/o b a l z
alakaosy eonz, manao asa soa ohatran’ny ong
mikarakara ny fasalaman’ny rap gasy précis à la bond
eny am tarehan’ny opps, flow_ana goat
antsoy aho oe messi, og ny aty, dossard 10
fa maninona, ny maimaimpona tsisy, vola vao fanampiana
ny mpamono anay ary efa voaaro_na fanamiana
yaveh ve mbola mijery ambany sa naninona ? sa ve efa fananiana ?
fa maninona, ny maimaimpona tsisy, vola vao fanampiana
ny mpamono anay ary efa voaaro_na fanamiana
yaveh ve mbola mijery ambany sa naninona ?

fa maninona, ny maimaimpona tsisy, vola vao fanampiana
ny mpamono anay ary efa voaaro_na fanamiana
yaveh ve mbola mijery ambany sa naninona ? sa ve efa fananiana ?

écrit par fandresena andrianiaina
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic2024

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...