zeon7flex - 5- euphoria كلمات أغنية
be loatra ny nofinofy
aleo hifoha aho dia hiezaka ary
ampy izay ny fotoana nialana bala sy nanabe kabary
ny tonga lafatra tsisy, fa rehefa ho atao ity dia ho atao mahita
30/11/2024 iaraha_mahita, flex
anti_hero à la jason todd, ity tsy ilay mampandihy ohatran’ny azonto
amin’ny folo maraina vao azon’ny tory, f’efa naman’ny alina tsaiko raha azon’i toi ve ?
adiny valo eo am_body pc, firy taona nanao pc sy svt
nefa vita ny bossy, ny mamelona anah mbola box matin’i sfr
tsy tanjona fa dingana iny, lainga nefa raha hiteny hoe tsisy dikany iny
ny fahazaran_dratsy rehetra tiako hialana, fa ny eto izay mahafaty ihany no toa vao mainka
mahaliana
tsy tanjona fa dingana iny, lainga nefa raha hiteny hoe tsisy dikany iny
ny fahazaran_dratsy rehetra tiako hialana, fa ny eto izay mahafaty no ahitana fifaliana
ohatrany hoe tsy miaina raha tsy anaty folie
izay mahafaty no ahitana euphorie
lavitry ny fandresena
fa fanamby hoe izay ezaka vita tsy ho very
manantena ahy i neny, iza mo no hianteherany fa dada efa nandeha
tsy maintsy ho eo ho azy ah, miala tsiny aho raha tsy manampotoana be hoe ho anao
tsy maintsy mbola miady ah…
na ny kandra na ny fitia tsisy naharitra
inona ary ilay tadiaviko? tsisy nahay
tsy mety afa_po, tsy gasy vao tsy miady varotra no tato an_tsaiko dia ‘ndao ary fa miova hafa
indray
feno boîte ao anaty cv, nofinofy hamoaka hira ao anaty cd
faniriana mba ho lasa lavitra amin’ny taratasy nefa hatreto tsy mitazona afa_tsy ocb
tsy tanjona fa dingana iny, lainga nefa raha hiteny hoe tsisy dikany iny
ny fahazaran_dratsy rehetra tiako hialana, fa ny eto izay mahafaty ihany no toa vao mainka
mahaliana
tsy tanjona fa dingana iny, lainga nefa raha hiteny hoe tsisy dikany iny
ny fahazaran_dratsy rehetra tiako hialana, fa ny eto izay mahafaty no ahitana fifaliana
ohatrany hoe tsy miaina raha tsy anaty folie
izay mahafaty no ahitana euphorie
écrit par fandresena andrianiaina
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic2024
كلمات أغنية عشوائية
- chilli vanilli 2 - du kannst alles (pastiche/remix/mashup) كلمات أغنية
- benny sings - dust كلمات أغنية
- peg parnevik - adios amigos كلمات أغنية
- brother apollo - bad boy كلمات أغنية
- d.o.d - so much in love (mixed) كلمات أغنية
- grand culture music & falcosofly - the american way (or so it was) كلمات أغنية
- paro - caviar كلمات أغنية
- rugisixxwithassoul - как я? (how am i?) كلمات أغنية
- kate rusby - joy to the world كلمات أغنية
- mauricio (band) - me voy de rave كلمات أغنية