zeon7flex - 4- out the hood feat. mardaz & nass كلمات أغنية

ravoravo izahay fa malagasy, fa tsy miraviravy tanana
mitrongy ialahy vao homana dia tsy mihinana raha tsy manana
tsy dia mila miandry fahanana, efa fay amin’ny zava_misy ny olom_bitsy
mikapa anaty vava_ranjo nefa mody miantso “peace & love”
mianara tsy ho fetsen’ny hafa fa raha domapeps dia ny paosin’ialahy no ataony partouze
mbola be ny paiso, voafetsy anaty passe_passe, lafo am_pitsanganana mitsipozipozy
raha hiandry vintana eo, dia inona no ho hitanao ?
ny ho avy ataovy ampihiratra ny vitanao
tsy mila vintam_bao fa pitik’afo no velomina
mba ho lasa masoandro ny kintanao
mba k_ndna, ny k_aitra ihany no mampidi_bola sady midasy no dizina
ko ialahy manonofinofy eo am_pandriana fotsiny hoe radem indray vao tena poinsa be ny
bizina
hitsangana hiketrika sa hiandry tosika fanampy ?
mandrapà miafy lava hoe kikina
hidongizina ? raha safidy aza be taraina fa lasa maha_kizintina
matoa izahay miketrika dia maniry ny ho tafa
tsy vitan’ny vava mitatatata fa miasa mafy
out the hood
mitraka foana raha mandeha amin’ny tany
aza sakanana ny lalako mandroso mankany
out the hood
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
tsy handingana anao zoky fa hiezaka aho hamiratra
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
toroy hevitra aho ho raisina, ny toky anie ka fitaka
izay nieritreritra ny hi_tacle dia takona fa tokana ny tanjona
tsy hi_stop aho raha tsy tompony
raha misy zavatra hainao dia asio tambiny
aza manao raha tsisy tombony
f_ck ny tosika fameno, izaho tsy dro_pe (pedro)
tsy akamako raha vao kamo hikaroka
tsy takany ny rapsyga, tairo maka maro izahay
f_ck ny rap tambitamby, izaho tsy dre_pa (padre) any
rehefa noana aho nasaina nitady
nahay nitia aho na natoro hoe mila miady
nosaromako tsiky foana ny ahy ny fery anaty
tsy manam_potoana alahelovana aho fa mila mafy
rehefa noana aho nasaina nitady
nahay nitia aho na natoro hoe mila miady
nosaromako tsiky foana ny ahy ny fery anaty
tsy manam_potoana alahelovana aho fa mila mafy be
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
tsy handingana anao zoky fa hiezaka aho hamiratra
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
toroy hevitra aho ho raisina, ny toky anie ka fitaka
écrit par mardaz, nas, zeon
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2024
كلمات أغنية عشوائية
- cedmusic - fazzoletti tempo كلمات أغنية
- los fibos - josé el labrador كلمات أغنية
- dead silent - don't feel bad for you كلمات أغنية
- carsie blanton - when somebody's gone كلمات أغنية
- myfever - red sky كلمات أغنية
- kulson pdw - głodny tłumu كلمات أغنية
- ae88 ink - ae88 كلمات أغنية
- giovanni pedersini - vizio كلمات أغنية
- sharp class - catch my breath كلمات أغنية
- jaqueline alves - jesus chegou كلمات أغنية