zeon7flex - 2- zz. feat. balz & oda kaiser كلمات أغنية
double z kara zinedine
double g ohatran’i xeu
ohatran’ny valifaty, manintsy ohatran’ny xeb
ny rap_ny lany date ohatran’ny filtre sépia
raha te ahakobo an’i z dia avadibadio ny ze_bla
feat 5 étoiles ohatran’i brésil
ohatran’i swagger, ny tir précis
izaho tsy gasy, izaho tsy mora ampiesonina
fa mahazo ny tête izay materazzi
mi_relaxe mihaino “raozy maria”
miseho ho gasy amin’ity teesh “projet paris”
fomban’ny hendry hono no manao mody mangina
fa ny adala kosa manabe frime
aleo milaoka kely dia milaoka foana tsy maninona
occaz ihany vao manao tchin tchin
lerony te hi_fauchage firifiry
ampireheto ny jiro nefa isika tsy future, efa anay ny culture
futur milliardaire no lamba isalorako
à part an’i god, tsy misy ny zoky atahorako
vibe high quality, feat avec bro ity
raha bandy tsy anahaka tsy andaniako ny rorako
vonjeko amin’ny orana ny game raha kere
tsy havanana amin’ny dihy fa ny pеnina no manao choré
big boss n_gga sa hoe manakory ?
lyrics bombasse refеsiko amin’ny carat
hatramin’izao mbola mitady paradisa
eny amin’ny plage manabe b_uh sy kabisa
ny hitovizana, dia ny fahantrana
samy amoron_drano mba te ho tafita
salorako ny samboady, ny sarim_bavy tsisy toerana
ity vibe ity hoentiko an_ditra, tsy “sahambavy” ity tsy thé ral
ato izao ny trio magique, ny opps ato demi_terrain
manonofinofy izahay dia miasa dia mi_chill eo amin’ny terrasse
ny ref mampitady dictionnaire, mihaino in_telo ialahy vao mi_capte sy mahakobo ny tiako
tenenina
mafy loatra ohatran’ilay amin’ny dictée ireny
ity ilay têten’i ramos kobon’ialahy any amin’ny additionnel
aty tsy misy manenina
rehefa vita ny faux casse, ny fahasambarako amin’ny tavoahangina pilsener
ilay kitro fotsy hoy aho nitsahan’i neny dia
ny foko nivonto ohatran’ny lanin’ny takola mpanenitra
izay manary manonitra, zoky mikozy manerika
rehefa tsy mety ny texte dia efa iny aho mamerina
dao, balz dia 7flex no ato an_trano
izahay tsy double fa mino ialahy vao mitantara angano izahay
m_n_la hetahetan’ny boto ohatran’ny jus fy
talenta ny rap, tsy hitanao ao amin’ny gifi
namono ny game, wesh n_gga, ouais je l’ai fait
izahay tady mahazaka, tsy fragile ohatran’ny rofia
romotra ny thème, tsisy badvibe n_gga sao tsy takatry ny sainy izany
ireo ny ekipa tonga handrava azy
yoflexuknowquali izahay izao no ato an_trano
écrit par zeon., balz, oda kaiser, toulyo r
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic2024
كلمات أغنية عشوائية
- miguel bosé - si tu no vuelves (con shakira) كلمات أغنية
- chaboom - 불 나 (burning down) كلمات أغنية
- dudeo perez - i made up كلمات أغنية
- toon (mc) - f**** love كلمات أغنية
- jenni vartiainen - heruuks كلمات أغنية
- de fofftig penns - löppt كلمات أغنية
- k.i.z. - intro (drdkm) كلمات أغنية
- black cobain - i'm cold كلمات أغنية
- lunatic (usa) - fuck it كلمات أغنية
- vado - wassup ha كلمات أغنية