zeon7flex - 1 - 'ndao كلمات أغنية
ny ampitso ankahamantatra, miezaka miakatra aho na be aza ireo fery nandratra ny foko
be ireo niala, isaorako izay niharitra nanampy nandio sy n_n_la ny feriko
roa sy fito ny ekipako, atsimo ny faritra
izay tia dia mi_partage
tsy midongy force nefa fa raha tsy tia ialahy tsy quoi fa miparitaha
“ndao”
lasa ity ka tsy hihato intsony, tsy mijanona raha tsy eny amin’ny tampony eny
efa im_piry no tafitohina fa miainga eto i z no kapiteny
telo taona omena anah, izaho no “mpandresy”, tsy miova ny caption
ho an’ny akama izay ela tsy hita, tsy hoe adino, samia miady dia tafità
sarotra amiko ny hiteny hoe izaho irery no niady, samy manana ny tanjony
raha tsy nety ny androany, radem manarina
mbola ho avy ny andron’ny
fandresena hitobaka, ny fahasoavana hahavoky
milay ialahy raha tsy miova hoy ry zal, f’aza manary toky
écrit par fandresena andrianiaina
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2023
كلمات أغنية عشوائية
- eyyub yaqubov - а когда я пою (a kogda ya poyu) كلمات أغنية
- jamie harrison - we've got love كلمات أغنية
- danielfromsalem - run from home كلمات أغنية
- mike shinoda - mike shinoda interlude 2 كلمات أغنية
- slaz - lift you up كلمات أغنية
- eloquence - randy savage كلمات أغنية
- génesis junior - turn the lights off كلمات أغنية
- beneficence - higher degree كلمات أغنية
- jmra & sam smyers - turn down the lights كلمات أغنية
- olivia o'brien - how it feels to love a man demo كلمات أغنية