
zay - 'ty toetranao كلمات أغنية
Loading...
reo fombafomba ratsy hatrizay izay nahazatra anao
‘lay tiatiakely nahatamàna anao, nataonao fanao
‘lay fahazaran-dratsy tia mandray, etsy sy eroa
fitiavan-tena diso tafahoatra, mibàhana ao an-doha
mahamenatra ny ataonao, ka ajanony any ‘zao dia izao !
efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !
izay nafafy ihany no hojinjaina aoriandriana ao
ny tody anie tsy misy fa ny atao no hivaly aminao
na mety aza ny ataonao izao, saino ihany ny hoavy
ny androany anie tsy ho rahampitso, ka tandremo ihany
tsy efa ampy ve ny hatrizay
no manao foana ianao, tsy mety fay ?
izay tratra anie ka hahamay
ka mba miova !
mahamenatra ny ataonao
ka ajanony any ‘zao dia izao !
efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !!
كلمات أغنية عشوائية
- voodysex - выводы(conclusions) كلمات أغنية
- יזהר אשדות - inyan prati - עניין פרטי - izhar ashdot كلمات أغنية
- whitener - фристайл 2 (freestyle 2) كلمات أغنية
- amber ryann - happy you came around كلمات أغنية
- теппо (teppo) - пролог (prologue) كلمات أغنية
- confliction - by my side كلمات أغنية
- snottysouljah - omw كلمات أغنية
- jeff redd (tur) - #bendobaby freestyle كلمات أغنية
- lil pec - me & u كلمات أغنية
- yng one - star gazing كلمات أغنية