
zay - averiko aminao كلمات أغنية
Loading...
{verse}
toa misy ahiahy ao aminao mikasika ny fitiavako
hoe hatrizay ny halaliny ndrao handratra ilay fo
nefa tsy sahy milaza fa toa matahotra
indro averiko aminao izay efa nambarako
\end{verse}
{chorus}
ilay foko izay tony dia tony tamin’iny
no efa nanambara izay tena tiany
voatonona tao ny anaranao
ka tsy miova izany
\end{chorus}
{verse}
hatramin’izay aho tsy mba nisehoseho
tsy dia nanao be fiavy
tsy ny fitia akory no tsy ampy
ka nahatonga anao hanahy
nefa tsy sahy nilaza fa toa matahotra
indro averiko aminao izay efa nambarako
\end{verse}
{chorus}
ilay foko izay tony dia tony tamin’iny
no efa nanambara izay tena tiany
voatonona tao ny anaranao
ka tsy miova izany hatramin’izao
izay midika fa ny foko anao
{chorus}
كلمات أغنية عشوائية
- bliss n eso - i am somebody كلمات أغنية
- chris skillz - sunset (intro) كلمات أغنية
- cheesa - i'm not perfect كلمات أغنية
- cheesa - 1994 كلمات أغنية
- cheesa - all my time كلمات أغنية
- cheesa - fall again كلمات أغنية
- bryan white - every where i turn كلمات أغنية
- cheesa - intro: naked كلمات أغنية
- cheesa - toxic كلمات أغنية
- byzantine - the hellion / electric eye كلمات أغنية