kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

voaygang - vavaka كلمات أغنية

Loading...

[introduce: young ouleb]
tompo oh! ampio aho h_n_lavitra an’ireo hoes
ny ekipako rehetra omeo force
life_nay ankininay aminao god
tahio izahay fa ny lalàna tsy mora
indraindray mahatsiaro potraka, very, lasa manadino
tsy mijery ny ampitso (yah)
tsy mijery ny ampitso (yah)
oooouh

[verse 1: kizl]
miaina anatin’ny ota aho, fa tsy arinao
mino aho, nefa manao fanahiniana
te hiova fo, kanefa mafy
diovy ny loto sy ny fanahy ratsiko
rehefa resy aho vao miantso anao
nefa impiry aho no omenao na tsy mikiry ary
hisaorako anao ny rehetra
efa hainao ny any anatiko any na tsy hiteny aho

[chorus: smaeleann &

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...