voaygang - tony montana كلمات أغنية
[verse 1: twent]
za negro mila rich, speed, androany fa tsy rapitso b_tch
ibahana ny pocheko tsy ho feno mapesa
f_ck tong’dia matesa
money ihany izahay vao miresaka
ok ny mangamanga vao mandeha za
anaty sera, tsy mfrickl…
ny tanjona ohatran’i don sosa
angoniko ny manga, mena, mavo
mandohalika aminah daholo izay mandalo
pata aho tsy miasa adin’ny valo
fa hatreto mbola nofy ihany zany
fotoana volamena, raha isera vola omena
fa ny fisaorana tsy manangana villa
zay nôfa ton’ dia lemako, ny ao andohako ao kanefa…
ny ao andohako mijanona ho nofy ihany
[chorus: kizl]
te hiaina otrn tony montana
tony montana nefa film
tsisy versace tsisy prada tsisy gucci
tsy voatery hitovy amin’ ry kindy
tokony hadio ny foko sy ny fanahy
nefa hardcore loatra eto tsy ilana an’izany
koboko ny ratsy sy ny tsara
nefa samy ataoko
[verse 2: young ouleb]
nofisinay ny vie de luxe fa otrn hoe milay be poux
lacth_b mameno villa, ny peuple milela molotra
f_ck le kozy hoe: “mandalo ny harena be”
mila pata be, fa oay lele
ilaiko ny kepa bе, tsy ahoako izay mausolée
courage izay hitondra anah, sorry, désolé
tsotra be ny rеvy ny ahy, otrn nen’i montana
zendanako ny costard, dia tsy kobo ny fahotana
[chorus: kizl]
te hiaina otrn tony montana
tony montana nefa film
tsisy versace tsisy prada tsisy gucci
tsy voatery hitovy amin’ ry kindy
tokony hadio ny foko sy ny fanahy
nefa hardcore loatra eto tsy ilana an’izany
koboko ny ratsy sy ny tsara
nefa samy ataoko
[verse 3: fab’s brownz]
mihodihody erakan’ny faritry
white b_tch agnaty backseat
kara tsy hofaty ny aiñy
mibaby olagna fa tsisy mahatsikaritry
anh anh
hevitrako fa mahay mihitatra
fa maty rango ela fahignako
damby nenay fa mifikitra woah
milomagno agnatiy nofy za difitra
mijaly nefa maditra
voaygang hono lasa voaymafia ouh
[chorus: kizl]
te hiaina otrn tony montana
tony montana nefa film
tsisy versace tsisy prada tsisy gucci
tsy voatery hitovy amin’ ry kindy
tokony hadio ny foko sy ny fanahy
nefa hardcore loatra eto tsy ilana an’izany
koboko ny ratsy sy ny tsara
nefa samy ataoko
كلمات أغنية عشوائية
- rmk & toppen - tar ett varv runt jorden (rmk كلمات أغنية
- yang yoseop - moonlight كلمات أغنية
- jolina magdangal - sana ngayong pasko كلمات أغنية
- urban wizard - because the internet alernate ending كلمات أغنية
- teddy treeclimbr - love song ii كلمات أغنية
- the dynamics - bring me up كلمات أغنية
- patent pending - rainbow road كلمات أغنية
- filipek - ćma barowa كلمات أغنية
- ill-noize - summertime chi (ft. geeco) كلمات أغنية
- lecxs ahziz - who's wit it كلمات أغنية