voaygang - lasa كلمات أغنية
[chorus: kizl]
ambadiky ny tsiky, ny nandehananao marary
matsiaro aho sisa, isakariva aho m_n_la
mapangatsika, mijery ny sarinao raha mamaly
za tsy niova firy, akotrn ze rava omaly
mety hoe mlay ny any matoa tsisy niverina ze lasa
mety hoe nlay ihany raha nitohy na naverina hoe ho hafa
mety hoe nlay ihany raha mifoha no mahare ndray ny feonao
mety hoe zay ihany ny lalana, amin’ny tohiny tsy eo ianao
[verse 1: twent]
tsy an_tsaina mihitsy, hoe masoandro mety hilentika
tsikinao iny, tsy ho doria, nentinao namela fery
ny fotoana mandeha, fa ny tsiaro eo ihany
ny ratsanao nangatsiaka noraisiko ohatran’ny hoe vao omaly
misento aho mitadidy, ny anaranao tsy ho adinoko
nofantsiako ao am_poko, mitoetra amin’ny ilany ankavia
mamy ny any aminao any, tsara ny any hoy izay miteny
manina ny aminao aho, tsy nisy nahavita nampahery
fa voatery, hanirery
tsy nisy niteny,hoe miafia
toeranao banga, niafiko
fa voatery, izay no voatendry
te hanome tsiny an’i javeh, n’fa ianao tsy hiverina
fa hatramin’ny aho no еfa nino hoe isika tsy maintsy hifanena,…. … dia hifamerina…
[chorus: kizl]
ambadiky ny tsiky, ny nandеhananao marary
matsiaro aho sisa, isakariva aho m_n_la
mapangatsika, mijery ny sarinao raha mamaly
za tsy niova firy, akotrn ze rava omaly
mety hoe mlay ny any matoa tsisy niverina ze lasa
mety hoe nlay ihany raha nitohy na naverina hoe ho hafa
mety hoe nlay ihany raha mifoha no mahare ndray ny feonao
mety hoe zay ihany ny lalana, amin’ny tohiny tsy eo ianao
[verse 2: fab’s brownz]
tampoka tam nakay, fa tsy maintsy maneky andao fa lala
lasa anao, tsy nanambara (huh)
tsy maintsy maneky na marary
kô aiko anao iny handeha, za tsy maintsy nankafy faraparany
anaty nofy sisa, mikorana
anaty nofy sisa, mikorana
anaty nofy sisa mikorana aminao
agnaty nofy sisa manarapo mitafatafa aminao
agnaty nofy sisa mikidikidy aminao
agnaty nofy sisa ndrô ahitako tokikinao
fahasambara io tsy ary hitako, rango nilaozanao
fly high e
soa vitanao tsy adinoko
nata mitohy donia
kô malahelo zaho fihino
tsapako fona io na tsy hitako
tsapako to io na tsy hitako
kô tady ho very zaho tahio
zaho tsy amohifo satria
mama mbô mila fisiako
[chorus: kizl & fab’s brwonz]
ambadiky ny tsiky, ny nandehananao marary
matsiaro aho sisa, isakariva aho m_n_la
mapangatsika, mijery ny sarinao raha mamaly
za tsy niova firy, akotrn ze rava omaly
mety hoe mlay ny any matoa tsisy niverina ze lasa
mety hoe nlay ihany raha nitohy na naverina hoe ho hafa
mety hoe nlay ihany raha mifoha no mahare ndray ny feonao
mety hoe zay ihany ny lalana, amin’ny tohiny tsy eo ianao
كلمات أغنية عشوائية
- bochen - social zone كلمات أغنية
- la femme pendu - seven sisters كلمات أغنية
- b.u.g. mafia - a fost odată-n cartiere كلمات أغنية
- squirrel flower - on being alone كلمات أغنية
- marlin (vladislav nazarychev) - вечно 17 (forever 17) كلمات أغنية
- crackin' - nothin' to fear كلمات أغنية
- lasicosia - trap king كلمات أغنية
- holly humberstone - livewire (apple music at home with session) كلمات أغنية
- ben lee - p**s and vinegar كلمات أغنية
- grandaddy - broken household appliance national forest (piano version) كلمات أغنية