voaygang - koboko كلمات الأغنية
[intro : $mae]
i love that song
[verse 1 : young ouleb]
koboko ny lalana fa mbola dezaka (koboko)
koboko ny boto milamina, koboko hoe iza no dedaka (koboko)
koboko ny ‘tasse mibanaka, koboko hoe iza no mihezaka (koboko)
kobony ny fanondro adala milentika tsy mety reraka (wow)
sa ahoana? (wow) izao rehetra izao ho foana (wow)
ho kobon_tena fa ny hatsarana zava_poana (kobo)
kobony hono ny adalako nefa samy manao ny ataony (kobo)
kobo ny toetra ratsy, waiaka ny havany eo daholo (yyyyyyy)
de dorako ihany ny moly (moly), de dorako ihany ny mosy (moly)
koboko ny ennemis milahatra otrn emboutaka eny itaosy (kobooo)
koboko miseho ho aivr nefa hita pory hoe faosika (f_ck, f_ck, f_ck, f_ck)
koboko.. koboko hoe iza no nifitra (yyyyy)
kobo ny kindi_dreniny tsy mikiffe mihitsy (wooow)
koboko mitsikotsiko (fuuck) fa tsisy sahy manintsy (f_ck)
kobony ny délire an_akist fa kindin’alika (kobo)
anizid be raha kobonao sendra mitsiky (ooooou)
[verse 2 : kizl]
(yeah) anizid aho rehefa kobonao sendra mitsiky
koboko ny mifa, koboko ny ralah na de mf_n_lika (yeah)
koboko ny rythme, fa isanandro io magnifika (fiiika)
ze iray rendrika pr otrn amin faran’ny titanic
koboko ny fikany (fuuuck)
koboko ny laingany, koboko ny ditrany (kobo)
koboko ny lalana (kobo)
koboko koa ny n_gga te hamingana (kobo)
koboko ny solo, amin 12 alina aho mijery ny kintana (yaz)
koboko ny fiainana, avy any amin haizina aho no nanao dingana (ooooou)
alеloia (aleloia), koboko mitsara ahy daholo ry kindnava (yeah)
koboko hoe solida ny еkipa matoa tsisy rava (yeah)
koboko ny mangidy, koboko ny mitraka rehefa misy lasa
f_ck ny ambiny (f_ck), koboko ny atao rehefa kindnava
[outro : young ouleb]
koboko ny atao rehefa kindnava
koboko ny ratsy na tsy eny amin’ny tava
vao koboko hoe tsizy d’efa hialako degany
vao koboko hoe tsizy d’efa hialako degany
كلمات أغنية عشوائية
- chinchilla - anymore كلمات الأغنية
- choir - midnight sun كلمات الأغنية
- lovage - lifeboat كلمات الأغنية
- louise - shut up & kiss me كلمات الأغنية
- chet baker - embraceable you كلمات الأغنية
- lorrie morgan - behind his last goodbye كلمات الأغنية
- los lobos - little japan كلمات الأغنية
- chills - strange case كلمات الأغنية
- louis armstrong - when your smiling كلمات الأغنية
- low - just like christmas كلمات الأغنية