kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

voaygang - dezaka كلمات أغنية

Loading...

[verse 1: kizl, kebla blackman, akiim le barbare & young ouleb]
tadidinlah ve ny fiainatsika tamzany
tamin’ny mbola zero, mbola tsisy mpanontany
le isanandro anatin erinandro mamo
tamin mbola nbedo tany anelakelatrano
de velona ihany nefa tsisy na ariary
na ny sosolagy maivana, na tsiky na aniany
nitovy ny moral, ze miainga tsy mampiova ny sary
na atsasaka sorah no douzena de samy faly
ny rehetra tsy asina nenina
na mafaty ny anaty vera de “samy ho ela velona” no kozina mandrapiakatra high ny level
na ny délire sy adalana tsy hay tenenina
le tsy hain ry lematy
ny feelingy, ny tantaraw
ny tawak, ny jamala
ny ambony, ny ambany
dem tsy no_totalina fa eo be fotsiny
salope vao zaka dia efa domina ny vodiny
course kapsily fa tsy hay ze tompony

[verse 2: kizl, kebla blackman, akiim le barbare & young ouleb]
avy lavitra otrn leo messi
ny ditra vita efa nihaotra ny fefy
izay tsy nety, forcéna hiety
tsisy plan, niainga kodetety
isanandro mila vola satria ny fiainana tsy mora
nivaoka tanaty dеzaka, mena maso de fotsy ny rora
every day, rеndez_vous ao amin’ny hollyweed (manamaina no limit)
vitan’ny kotikota ny rehetra, ny poche vide
feno anay cenam, hatrany moroboro
manamaina be tsy mlam
tsy azo tsapaina na iza na iza, sao hinanemaniny
fa ny boto kosa samy masina an_taniny
eny andavamamba hatrany amboups
maraina vao mody, dizin’ny og kush
fiainanay ry n_gga otrn film ny hollywood
dezaka ny lalàna fa ny tanjona tsy niova

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...